
Omeo ny hevitrao! Mihaino izahay….
Manana finday ve ianao? Mazoto amin'ny media sosialy ve ianao? Sarotra aminao ve ny miditra amin'ny aterineto? Sa te tsy dia ho mavitrika loatra amin'ny resaka nomerika ianao? Manolotra fahafahana maro ho anao ny tontolo an-tserasera! Noho izany dia zava-dehibe ny maha-tontolo sariaka ny tontolo nomerika. Tsy maintsy ara-drariny sy azo antoka ny zava-drehetra. Fantatrao ve fa manan-jo ny rehetra eto amin'ny tontolo nomerika? Dia ianao koa. Andao hilalao ary hanome ny hevitrao!

Ny hevitro momba ny fiainako nomerika
Ny olana atrehiko eo amin'ny fiainako nomerika
Inona avy ireo zavatra niainanao sy olanao teo amin'ny fiainanao nomerika?
Ny fanohanako amin'ny fiainako nomerika
Ny faniriako ho an'ny tontolo nomerika
Misaotra anao tamin'ny hevitrao. Mihaino izahay!


Andao hilalao!
Te hahafantatra ny fomba filalaovana ireo karatra nomerika momba ny zon'ny ankizy ve ianao? Jereo ny sarimihetsikay…

Resadresaka & Quiz
Te hahafantatra ny zontsika ve ianao? Mandehana any amin'ny chat-nay ary milalao ny Quiz momba ny Zon'ny Ankizy nomerika.
Crack ny Code
